Deoteronomia 32:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Jereo fa izaho no izy,+Ary tsy misy andriamanitra hafa miaraka amiko.+Izaho no mamono ho faty, ary izaho no mamelona.+Izaho no nandratra mafy,+ ary izaho no hanasitrana.+ Tsy misy maharombaka an’izay etỳ an-tanako.+ 2 Mpanjaka 20:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tamin’izay fotoana izay ihany, dia hoy i Hezekia tamin’i Isaia: “Inona no famantarana+ fa hositranin’i Jehovah aho, ka hiakatra any an-tranon’i Jehovah rahafakampitso?” Salamo 103:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa izy no mamela ny fahadisoanao rehetra,+Sy manasitrana ny aretinao rehetra.+
39 Jereo fa izaho no izy,+Ary tsy misy andriamanitra hafa miaraka amiko.+Izaho no mamono ho faty, ary izaho no mamelona.+Izaho no nandratra mafy,+ ary izaho no hanasitrana.+ Tsy misy maharombaka an’izay etỳ an-tanako.+
8 Tamin’izay fotoana izay ihany, dia hoy i Hezekia tamin’i Isaia: “Inona no famantarana+ fa hositranin’i Jehovah aho, ka hiakatra any an-tranon’i Jehovah rahafakampitso?”