FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 51:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ny alahelo mafy vokatry ny nenina no sorona sitrak’Andriamanitra.+

      Tsy hataonao tsinontsinona ny fo torotoro sy kivy, Andriamanitra ô!+

  • Isaia 57:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa izao no nolazain’ilay Avo, eny, Ilay Misandratra,+ izay mitoetra mandrakizay+ ary masina ny anarany:+ “Any amin’ny avo sy any amin’ny toerana masina aho no mitoetra,+ ary koa eo amin’ireo torotoro fo sy manetry tena,+ mba hamelombelona ny sain’ireo* manetry tena sy ny fon’ireo torotoro fo.+

  • Isaia 66:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Nataon’ny tanako ireo zava-drehetra ireo, ka nanjary nisy daholo”,+ hoy i Jehovah. “Ny olona toy izao no tsinjoviko: Ny ory sy ny torotoro fo+ ary ireo mangovitra noho ny teniko.+

  • Lioka 4:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Ny fanahin’i Jehovah+ no ato amiko, satria nanosotra ahy hilaza vaovao tsara amin’ny mahantra izy, ary naniraka ahy hitory fanafahana amin’ny babo sy fampahiratana amin’ny jamba, hanafaka sy handefa ny ory,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara