FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 16:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Angamba hijery+ ny mason’i Jehovah, dia hanao soa amiko indray i Jehovah, ka tsy hampanan-kery izao ozon’i Simey androany izao.”+

  • Salamo 39:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Koa inona no antenaiko ankehitriny, Jehovah ô?

      Ianao no andrandraiko.+

  • Salamo 123:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Toy ny ibanjinan’ny mpanompo ny tanan’ny tompony,+

      Ary toy ny ibanjinan’ny mpanompovavy ny tanan’ny tompovaviny,+

      No ibanjinantsika an’i Jehovah Andriamanitsika+

      Mandra-piantrany antsika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara