5 Tsy fantatrareo angaha fa nomen’i Jehovah Andriamanitry ny Israely fanjakana i Davida+ sy ny taranany,+ mba hitondra ny Israely mandritra ny fotoana tsy voafetra?+ Ary nataony fifanekena maharitra*+ izany.
8 “Ary ankehitriny dia te hanohitra ny fanjakan’i Jehovah izay eo an-tanan’ny taranak’i Davida+ ianareo. Vahoaka be+ ianareo ary eo aminareo ireo zanak’omby volamena nataon’i Jeroboama ho andriamanitrareo.+