Nehemia 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia hoy aho: “Ry Jehovah Andriamanitry ny lanitra ô! Andriamanitra lehibe sy mendrika hatahorana ianao.+ Manaja ny fifanekena+ nifanaovanao tamin’ireo tia anao+ sy ireo mitandrina ny didinao+ ianao, sady maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’izy ireo. Salamo 89:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy hivadika amin’ny fifanekena nataoko aho,+Ary tsy hanova ny teny efa nolazaiko aho.+ Salamo 105:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsaroany mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fifanekena nataony,+Ary tsaroany ny teny nandidiany, na dia hatramin’ny taranaka arivo mandimby aza.+
5 Dia hoy aho: “Ry Jehovah Andriamanitry ny lanitra ô! Andriamanitra lehibe sy mendrika hatahorana ianao.+ Manaja ny fifanekena+ nifanaovanao tamin’ireo tia anao+ sy ireo mitandrina ny didinao+ ianao, sady maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’izy ireo.
8 Tsaroany mandritra ny fotoana tsy voafetra ny fifanekena nataony,+Ary tsaroany ny teny nandidiany, na dia hatramin’ny taranaka arivo mandimby aza.+