FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 56:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 56 Iantrao aho, Andriamanitra ô, fa mitady handrapaka ahy ny olombelona mety maty.+

      Miady amiko foana izy, ary mampahory ahy tsy misy farany.+

  • Salamo 57:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,+

      Fa ianao no ialofako,+

      Ary mialoka ao ambany elatrao aho mandra-pahalasan’ny loza.+

  • Salamo 69:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Valio aho, Jehovah ô, fa tsara ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.+

      Mba tsinjovy aho fa be famindram-po ianao,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara