FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Nifidy andriamani-baovao ny olona.+

      Tamin’izay no nisian’ny ady teny am-bavahady,+

      Ary tsy nahitana ampinga na lefona

      Teo amin’ny olona efatra alina teo amin’ny Israely.+

  • Salamo 121:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 I Jehovah no miambina anao.+

      I Jehovah no manome alokaloka+ anao, eo ankavananao,+

  • Isaia 27:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izaho Jehovah no miaro azy.+ Hanondraka azy aho amin’ny fotoana rehetra,+ ary harovako andro aman’alina izy mba tsy hisy hanimba.+

  • Zakaria 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ho manda afo manodidina azy aho”,+ hoy i Jehovah, “ary ho heniky ny voninahitro izy.”’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara