FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 31:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hafeninao ao amin’ny toerana miafina eo akaikinao izy,+

      Mba tsy ho azon’ny olona miray tetika hamely azy.+

      Hampiery azy ao amin’ny trano rantsankazo ianao, mba tsy ho azon’ireo tia mifanditra izy.+

  • Salamo 32:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ianao no fiafenako, ary hiaro ahy tsy ho azom-pahoriana ianao.+

      Fihobiana no hataonao manodidina ahy satria manafaka ahy ianao.+ Sela.

  • Salamo 57:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 57 Iantrao aho Andriamanitra ô! Iantrao aho,+

      Fa ianao no ialofako,+

      Ary mialoka ao ambany elatrao aho mandra-pahalasan’ny loza.+

  • Zefania 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 dia mitadiava an’i Jehovah+ ianareo mpandefitra rehetra amin’ny tany,+ izay mankatò ny didim-pitsarany. Katsaho ny fahamarinana,+ katsaho ny fandeferana.+ Angamba+ ho voafina ianareo amin’ny andro fahatezeran’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara