1 Samoela 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ambenany ny tongotry ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa ampanginina ao anatin’ny haizina,+Satria tsy amin’ny herin’ny tenany no andresen’ny olona.+ Salamo 145:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Miaro an’izay rehetra tia azy i Jehovah.+Fa ny ratsy fanahy rehetra kosa haringany.+
9 Ambenany ny tongotry ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa ampanginina ao anatin’ny haizina,+Satria tsy amin’ny herin’ny tenany no andresen’ny olona.+