FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 91:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa homeny baiko hitsinjo anao ny anjeliny+

      Mba hiaro anao amin’ny lalanao rehetra.+

  • Salamo 97:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ianareo izay tia an’i Jehovah,+ ankahalao ny ratsy.+

      Miaro ny ain’izay tsy mivadika aminy izy,+

      Ary manafaka azy tsy ho azon’ny ratsy fanahy.+

  • Salamo 121:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tsy avelany hangozohozo mihitsy ny tongotrao.+

      Tsy ho rendremana mihitsy Ilay mpiambina anao.+

  • Ohabolana 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 ka mitsinjo ny lalan’izay tia rariny,+ sady miaro ny lalan’izay tsy mivadika aminy.+

  • Lioka 1:79
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 79 mba hanome fahazavana ho an’izay mipetraka ao amin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana,+ mba hitarika ny diantsika ka handehanantsika soa aman-tsara ao amin’ny lalan’ny fiadanana.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara