1 Samoela 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ambenany ny tongotry ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa ampanginina ao anatin’ny haizina,+Satria tsy amin’ny herin’ny tenany no andresen’ny olona.+ Salamo 91:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Eny an-tanan’izy ireo no hitondrana anao,+Mba tsy hidona amin’ny vato ny tongotrao.+ Ohabolana 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa i Jehovah, raha ny marina, no ho tokinao,+ ka hiaro ny tongotrao tsy ho voafandrika.+ Lioka 1:79 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 79 mba hanome fahazavana ho an’izay mipetraka ao amin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana,+ mba hitarika ny diantsika ka handehanantsika soa aman-tsara ao amin’ny lalan’ny fiadanana.”
9 Ambenany ny tongotry ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa ampanginina ao anatin’ny haizina,+Satria tsy amin’ny herin’ny tenany no andresen’ny olona.+
79 mba hanome fahazavana ho an’izay mipetraka ao amin’ny haizina sy ny aloky ny fahafatesana,+ mba hitarika ny diantsika ka handehanantsika soa aman-tsara ao amin’ny lalan’ny fiadanana.”