Ohabolana 28:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izay mampitombo ny harenany amin’ny fakana zanabola+ sy tombony tafahoatra dia manangona izany ho an’izay miantra ny mahantra.+ Habakoka 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy izy rehetra ireny anefa ve no hanao teny fanarabiana+ sy haneso azy, eny, hiresaka azy an-kolaka? Dia hisy hiteny hoe: “‘Lozan’ilay mangorona an’izay tsy azy!+ Mandra-pahoviana?+ Eny, lozan’ilay mivesatra trosa! 1 Timoty 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa izay tapa-kevitra ny ho tonga mpanankarena dia latsaka ao amin’ny fakam-panahy+ sy ny fandrika ary ny faniriana maro tsy misy antony sady manimba,+ izay mandentika ny olona ao amin’ny fandringanana sy ny fanimban-tena.+
8 Izay mampitombo ny harenany amin’ny fakana zanabola+ sy tombony tafahoatra dia manangona izany ho an’izay miantra ny mahantra.+
6 Tsy izy rehetra ireny anefa ve no hanao teny fanarabiana+ sy haneso azy, eny, hiresaka azy an-kolaka? Dia hisy hiteny hoe: “‘Lozan’ilay mangorona an’izay tsy azy!+ Mandra-pahoviana?+ Eny, lozan’ilay mivesatra trosa!
9 Fa izay tapa-kevitra ny ho tonga mpanankarena dia latsaka ao amin’ny fakam-panahy+ sy ny fandrika ary ny faniriana maro tsy misy antony sady manimba,+ izay mandentika ny olona ao amin’ny fandringanana sy ny fanimban-tena.+