1 Mpanjaka 3:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary ren’ny Israely rehetra ilay didim-pitsarana+ navoakan’ny mpanjaka, ka natahotra azy izy ireo,+ satria hitan’izy ireo fa nanana ny fahendren’Andriamanitra+ hoenti-mitsara izy. 1 Mpanjaka 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nomen’Andriamanitra fahendrena+ sy fahiratan-tsaina+ tsy nisy hoatr’izany i Solomona, sady nomeny fo tena mahay manavaka,+ ka be dia be tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina+ no nomeny azy. 2 Tantara 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa omeo fahendrena sy fahalalana+ aho mba hahaizako hitondra an’ity firenena ity,+ fa iza moa no afaka hitsara an’izao olonao maro be izao?”+ Ohabolana 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa i Jehovah no manome fahendrena,+ ary avy amin’ny vavany ny fahalalana sy ny fahaiza-manavaka.+ Ohabolana 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aoka ny anatro no horaisinareo fa tsy ny volafotsy, ary ny fahalalana fa tsy ny volamena tena tsara.+
28 Ary ren’ny Israely rehetra ilay didim-pitsarana+ navoakan’ny mpanjaka, ka natahotra azy izy ireo,+ satria hitan’izy ireo fa nanana ny fahendren’Andriamanitra+ hoenti-mitsara izy.
29 Nomen’Andriamanitra fahendrena+ sy fahiratan-tsaina+ tsy nisy hoatr’izany i Solomona, sady nomeny fo tena mahay manavaka,+ ka be dia be tahaka ny fasika eny amoron-dranomasina+ no nomeny azy.
10 Koa omeo fahendrena sy fahalalana+ aho mba hahaizako hitondra an’ity firenena ity,+ fa iza moa no afaka hitsara an’izao olonao maro be izao?”+
10 Aoka ny anatro no horaisinareo fa tsy ny volafotsy, ary ny fahalalana fa tsy ny volamena tena tsara.+