3 Ry mponina rehetra eny amin’ny tany lonaka,+ sy ianareo monina eto an-tany! Hahita zavatra ianareo, toy izay hita rehefa misy tsato-kazo famantarana atsangana eny an-tendrombohitra.+ Ary handre feo ianareo, toy izay re rehefa tsofina ny anjombona.+