FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 147:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Manorina an’i Jerosalema i Jehovah.+

      Angoniny ireo Israelita miparitaka.+

  • Isaia 66:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia halain’izy ireo daholo avy any amin’ny firenena rehetra ny rahalahinareo,+ ka hatolony ho fanomezana ho an’i Jehovah,+ ary hoentiny amin’ny soavaly sy kalesy sy sarety mitafo sy ramole ary ramevavavy+ haingam-pandeha, mba hiakatra ho any Jerosalema tendrombohitro masina”,+ hoy i Jehovah. “Izany dia toy ny itondran’ny zanak’Israely fanomezana ao anaty vilia madio hankany an-tranon’i Jehovah.”+

  • Obadia 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary ny zanak’Israely izay teto amin’ity tovon-tany fiarovana+ ity ka natao sesitany, no hanjary ho tompon’ny fananan’ny Kananita,+ hatrany Zarefata.+ Ary ny mponin’i Jerosalema natao sesitany tany Sefarada kosa, no haka an’ireo tanànan’i Negeba.+

  • Zakaria 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Ô ry Ziona a!+ Mandosira ianao, izay miara-monina amin’i Babylona zanakavavy.+

  • Matio 24:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Haniraka ny anjeliny amin’ny feon’ny trompetra mafy izy,+ ary ireo dia hanangona ny olom-boafidiny+ avy any amin’ny vazan-tany* efatra,+ avy any amin’ny faravodilanitra rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara