FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 8:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Indreto izaho sy ireo zaza nomen’i Jehovah ahy!+ Famantarana+ sy fahagagana eo amin’ny Israely izahay, eny, famantarana sy fahagagana avy amin’i Jehovah Tompon’ny tafika izay mitoetra eo amin’ny Tendrombohitra Ziona.+

  • Isaia 24:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa hangaihay ny volana fenomanana, ary ho menatra ny masoandro mamirapiratra,+ satria i Jehovah Tompon’ny tafika dia lasa mpanjaka+ be voninahitra eny amin’ny Tendrombohitra Ziona,+ sy any Jerosalema,+ ary eo anatrehan’ny anti-panahiny.

  • Joela 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia ho fantatrareo fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo+ izay mitoetra ao Ziona, tendrombohitro masina.+ Ary ho toerana masina i Jerosalema,+ ka tsy hisy vahiny hamakivaky intsony eo.+

  • Mika 4:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Mandehana manosihosy eny am-pamoloana, ry zanakavavin’i Ziona,+ fa hovako ho vy ny tandrokao, ary ho varahina ny kitronao. Dia hanorotoro firenena maro ianao,+ ary ho zavatra voarara ny tombony azon’izy ireo tamin’ny tsy rariny ka hatokanao ho an’i Jehovah.+ Ary hatokanao ho an’ilay tena Tompon’ny tany manontolo+ ny fananan’izy ireo.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara