FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Fitomaniana 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mitomany be izy mandritra ny alina,+ ary mikoriana amin’ny takolany ny ranomasony.+

      Tsy misy amin’izay rehetra tia azy mba mampionona azy.+

      Nivadika taminy avokoa ny namany,+ fa lasa fahavalony.+

  • Fitomaniana 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Noho izany rehetra izany, dia mitomany aho+ ka vonton-dranomaso.+

      Fa nanjary lavitra ahy ny mpampionona, izay tokony hamelombelona ahy.

      Nanjary nafoy ny zanako,+ fa mirehareha ny fahavalo.+

  • Amosa 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Koa izao no nolazain’i Jehovah, dia i Jehovah Andriamanitry ny tafika: ‘Hisy fidradradradrana eny amin’ny tany malalaka rehetra.+ Ary eny amin’ny arabe rehetra dia hilaza ny olona hoe: “Indrisy! Indrisy!” Dia hiantso mpamboly mba haneho alahelo izy ireo,+ ary mpitomany mba hidradradradra.’+

  • Lioka 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Rehefa nanakaiky ny vavahadin’ny tanàna izy, dia nisy faty+ nentina nivoaka, izay zanaka lahitokan-dreniny,+ ary efa mpitondratena koa ravehivavy. Ary nisy vahoaka be avy ao an-tanàna niaraka tamin-dravehivavy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara