FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 63:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Izaho irery no nanitsakitsaka ny voaloboka tao anaty lavaka famiazana azy,+ fa tsy nisy niaraka tamiko ny olona avy tamin’ny vahoaka. Dia nanitsakitsaka an’ireny tao anatin’ny fahatezerako+ aho, ary nanosihosy azy tao anatin’ny fahavinirako.+ Koa nipitipitika teny amin’ny akanjoko ny rany nifantsitsitra,+ ka voalotoko daholo ny akanjoko.

  • Fitomaniana 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nailik’i Jehovah tsy ho eo anivoko ny olo-maheriko rehetra.+

      Nampanao fivoriana izy hamelezana ahy, mba hamotipotehana ny zatovoko.+

      I Jehovah dia nanitsakitsaka ny lavaka famiazam-boalobok’i+ Joda zanakavavy virjiny.+

  • Apokalypsy 14:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary nohitsakitsahina tany ivelan’ny tanàna+ ny voaloboka tao anaty famiazana, ka nisy ra nivoaka avy tao. Ary tafakatra hatreo amin’ny lamboridin-tsoavaly+ ny ra sady tonga hatrany amin’ny eninjato sy arivo stadio.*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara