29 “Aoka tsy hisy hifaly ao aminao,+ ry Filistia,+ satria hoe tapaka ny tehin’ilay namely anao.+ Fa hisy bibilava misy poizina+ hipoitra avy amin’ilay menarana,+ ka ny taranany dia ho bibilava misidina sady misy poizina mampamaivay.+
16 dia izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Haninjitra ny tanako hamely ny Filistinina aho,+ ka horinganiko ny Keretita,+ ary haripako ny mponina sisa any amoron-tsiraka.+