Salamo 75:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Fa misy kaopy eny an-tanan’i Jehovah,+Ary misy roatrany ny divay sady nasiana fangarony betsaka.Hararany hatramin’ny faikany izany,Ka ny ratsy fanahy rehetra eto an-tany no hisotro sy hanapitra izany.”+ Isaia 51:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Izao no nolazain’i Jehovah Tomponao, ilay Andriamanitrao, izay miady+ ho an’ny olony: “Halaiko eny an-tananao ilay kaopy mampivembena.+ Tsy hisotro amin’ilay kaopin’ny fahatezerako intsony ianao.+ Jeremia 51:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Hataoko mamo+ ny andrianany sy ny olon-kendriny, ny governorany sy ny solontenam-panjakany ary ny lehilahy maheriny. Hatory mandritra ny fotoana tsy voafetra ireo ka tsy hifoha”,+ hoy ilay Mpanjaka+ atao hoe Jehovah Tompon’ny tafika.+ Apokalypsy 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Valio araka izay nataony izy,+ ary avo roa heny mihitsy aza, eny, avo roa heny noho izay nataony no ataovy aminy koa.+ Ao amin’ny kaopy+ izay nasiany zava-pisotro mifangaro, dia asio zava-pisotro mifangaro avo roa heny+ ho azy.+
8 Fa misy kaopy eny an-tanan’i Jehovah,+Ary misy roatrany ny divay sady nasiana fangarony betsaka.Hararany hatramin’ny faikany izany,Ka ny ratsy fanahy rehetra eto an-tany no hisotro sy hanapitra izany.”+
22 Izao no nolazain’i Jehovah Tomponao, ilay Andriamanitrao, izay miady+ ho an’ny olony: “Halaiko eny an-tananao ilay kaopy mampivembena.+ Tsy hisotro amin’ilay kaopin’ny fahatezerako intsony ianao.+
57 Hataoko mamo+ ny andrianany sy ny olon-kendriny, ny governorany sy ny solontenam-panjakany ary ny lehilahy maheriny. Hatory mandritra ny fotoana tsy voafetra ireo ka tsy hifoha”,+ hoy ilay Mpanjaka+ atao hoe Jehovah Tompon’ny tafika.+
6 Valio araka izay nataony izy,+ ary avo roa heny mihitsy aza, eny, avo roa heny noho izay nataony no ataovy aminy koa.+ Ao amin’ny kaopy+ izay nasiany zava-pisotro mifangaro, dia asio zava-pisotro mifangaro avo roa heny+ ho azy.+