FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 57:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Miakara etỳ+ ianareo zanaky ny vehivavy mpilaza ny hoavy,+ taranaky ny mpanitsakitsa-bady sy taranaky ny vehivavy mpivaro-tena!+

  • Matio 16:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Mitady famantarana foana ny taranaka ratsy fanahy sy mpanitsakitsa-bady, nefa tsy misy famantarana homena azy,+ afa-tsy ny famantarana ny amin’i Jona.”+ Ary nandao azy ireo izy ka lasa nandeha.+

  • Matio 17:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hoy ny navalin’i Jesosy: “Ry taranaka+ tsy manam-pinoana sy ratsy fanahy, mandra-pahoviana no tsy maintsy mbola hitoerako eto aminareo? Mandra-pahoviana no tsy maintsy handeferako aminareo? Ento atỳ amiko izy.”

  • Marka 8:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Fa na iza na iza menatra noho ny amiko sy ny teniko, eto amin’ity taranaka mpanitsakitsa-bady sy mpanota ity, dia ho menatra+ noho ny aminy koa ny Zanak’olona rehefa tonga amin’ny voninahitry ny Rainy izy, miaraka amin’ny anjely masina.”+

  • Jakoba 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ry mpanitsakitsa-bady,+ tsy fantatrareo ve fa fandrafiana an’Andriamanitra ny fisakaizana amin’izao tontolo izao?+ Koa na iza na iza te ho naman’izao+ tontolo izao, dia mitsangan-ko fahavalon’Andriamanitra izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara