FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 6:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 “‘Ho masina ny zava-drehetra mikasika ny hena atao fanatitra.+ Ary raha misy akanjo ipitihan’ny ran’ilay fanatitra,+ dia hosasanao ao amin’ny toerana masina ilay akanjo.+

  • Nomery 15:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 “Mitenena amin’ny zanak’Israely fa tokony hanisy mikiramborambo eo amin’ny morontongotr’akanjony izy ireo, hatramin’ny taranany fara mandimby. Ary tokony hasiany kofehy manga eo ambonin’ilay mikiramborambo.+

  • Matio 9:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa hoy izy anakampo: “Raha mikasika ny akanjony ivelany fotsiny aho, dia ho sitrana.”+

  • Marka 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nanasitrana olona maro mantsy izy, ka nitangorona teo aminy mba hikasika azy+ izay rehetra nijaly noho ny aretina.

  • Lioka 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary nitady hikasika+ azy ny vahoaka rehetra, satria nisy hery+ niala taminy ka nahasitrana azy rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara