Matio 13:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy ny navaliny: “Ianareo no navela hahazo ny hevitry ny zava-miafina masina+ momba ny fanjakan’ny lanitra, fa ireny kosa tsy navela.+ Matio 13:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 mba ho tanteraka izay nolazaina tamin’ny alalan’ny mpaminany hoe: “Hilaza fanoharana aho, ary hanambara zavatra nafenina hatramin’ny nanorenana izao tontolo izao.”+ Marka 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary hoy izy tamin’ireo: “Ianareo no nilazana mazava tsara ny zava-miafina masina+ momba ny fanjakan’Andriamanitra. Fa amin’ny hafa kosa, dia fanoharana no ilazana ny zava-drehetra,+
11 Hoy ny navaliny: “Ianareo no navela hahazo ny hevitry ny zava-miafina masina+ momba ny fanjakan’ny lanitra, fa ireny kosa tsy navela.+
35 mba ho tanteraka izay nolazaina tamin’ny alalan’ny mpaminany hoe: “Hilaza fanoharana aho, ary hanambara zavatra nafenina hatramin’ny nanorenana izao tontolo izao.”+
11 Ary hoy izy tamin’ireo: “Ianareo no nilazana mazava tsara ny zava-miafina masina+ momba ny fanjakan’Andriamanitra. Fa amin’ny hafa kosa, dia fanoharana no ilazana ny zava-drehetra,+