Lioka 8:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary hoy izy tamin’ireo: “Fa aiza izay finoanareo?” Raiki-tahotra anefa ireo, sady gaga ka nifampiresaka hoe: “Fa iza marina àry izy ity? Fa baikoiny hatramin’ny rivotra sy ny rano ka mankatò azy!”+ Jaona 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nalain’i Jesosy àry ny mofo, ka rehefa avy nanao vavaka fisaorana izy, dia nizara izany tamin’ireo nipetraka, ary toy izany koa ny trondro madinika, araka izay lanin’izy ireo.+ Jaona 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa nivoy tokony ho dimy na enina kilaometatra anefa izy ireo, dia nahita an’i Jesosy nandeha teo ambony ranomasina, sy nanatona an’ilay sambokely, hany ka natahotra izy ireo.+
25 Ary hoy izy tamin’ireo: “Fa aiza izay finoanareo?” Raiki-tahotra anefa ireo, sady gaga ka nifampiresaka hoe: “Fa iza marina àry izy ity? Fa baikoiny hatramin’ny rivotra sy ny rano ka mankatò azy!”+
11 Nalain’i Jesosy àry ny mofo, ka rehefa avy nanao vavaka fisaorana izy, dia nizara izany tamin’ireo nipetraka, ary toy izany koa ny trondro madinika, araka izay lanin’izy ireo.+
19 Rehefa nivoy tokony ho dimy na enina kilaometatra anefa izy ireo, dia nahita an’i Jesosy nandeha teo ambony ranomasina, sy nanatona an’ilay sambokely, hany ka natahotra izy ireo.+