Deoteronomia 34:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary feno fanahim-pahendrena+ i Josoa zanak’i Nona, satria efa nametra-tanana taminy i Mosesy.+ Dia nanomboka nihaino azy ny zanak’Israely, ka nanao araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+ Asan’ny Apostoly 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nametra-tanana tamin’ireo+ izy roa lahy, ka nandray ny fanahy masina ireo. Asan’ny Apostoly 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nifady hanina sy nivavaka izy ireo ka nametra-tanana+ tamin’izy roa lahy, ary nandefa azy. Asan’ny Apostoly 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nanendry anti-panahy+ teo anivon’ny fiangonana tsirairay koa izy roa lahy, ary nivavaka sady nifady hanina,+ ka nanankina azy ireo tamin’i Jehovah,+ dia ilay ninoan’izy ireo. 1 Timoty 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza atao tsinontsinona izay nomena+ anao tamin’ny alalan’ny faminaniana,+ dia izay nomena anao rehefa nametra-tanana+ taminao ny anti-panahy rehetra. 1 Timoty 5:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aza malaky mametra-tanana+ amin’olona na iza na iza,+ ary aza miombona ota amin’ny olona,+ fa arovy ny tenanao mba hadio hatrany.+ 2 Timoty 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izany indrindra no antony ampahatsiahivako anao mba hataonao miredareda toy ny afo+ ilay fanomezan’Andriamanitra,+ izay noraisinao rehefa nametra-tanana taminao aho.+
9 Ary feno fanahim-pahendrena+ i Josoa zanak’i Nona, satria efa nametra-tanana taminy i Mosesy.+ Dia nanomboka nihaino azy ny zanak’Israely, ka nanao araka izay nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+
23 Nanendry anti-panahy+ teo anivon’ny fiangonana tsirairay koa izy roa lahy, ary nivavaka sady nifady hanina,+ ka nanankina azy ireo tamin’i Jehovah,+ dia ilay ninoan’izy ireo.
14 Aza atao tsinontsinona izay nomena+ anao tamin’ny alalan’ny faminaniana,+ dia izay nomena anao rehefa nametra-tanana+ taminao ny anti-panahy rehetra.
22 Aza malaky mametra-tanana+ amin’olona na iza na iza,+ ary aza miombona ota amin’ny olona,+ fa arovy ny tenanao mba hadio hatrany.+
6 Izany indrindra no antony ampahatsiahivako anao mba hataonao miredareda toy ny afo+ ilay fanomezan’Andriamanitra,+ izay noraisinao rehefa nametra-tanana taminao aho.+