2 Korintianina 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa raha adala+ izahay, dia ho an’Andriamanitra, ary raha misaina tsara+ izahay, dia ho anareo. 2 Korintianina 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nanjary nanao adaladala aho, noho ianareo nanery ahy,+ satria tokony ho niaro ahy ianareo. Fa tsy misy maha latsa-danja ahy mihitsy, raha oharina amin’ireo apostolinareo tsara loatra+ ireo, na dia tsinontsinona aza aho eo imasonareo.+
11 Nanjary nanao adaladala aho, noho ianareo nanery ahy,+ satria tokony ho niaro ahy ianareo. Fa tsy misy maha latsa-danja ahy mihitsy, raha oharina amin’ireo apostolinareo tsara loatra+ ireo, na dia tsinontsinona aza aho eo imasonareo.+