17 Mananatra anareo aho, ry rahalahy, mba harahinareo maso ireo mahatonga fisaratsarahana+ sy fihemorana, fa mifanohitra amin’ny fampianarana+ efa noraisinareo izany. Halaviro ireny.+
14 Fa raha misy tsy mankatò ny teninay+ ato amin’ity taratasy ity, dia mariho+ izany olona izany, ka tapaho ny fifaneraserana aminy+ mba ho menatra+ izy.