4 Fa raha misy mpitondratena manan-janaka na zafy, dia aoka ireo aloha hianatra hampiseho fahafoizan-tena ho an’Andriamanitra amin’ny ankohonany,+ sy hamaly babena ny ray aman-dreniny+ mbamin’ny raibe sy ny renibeny, fa izany no ankasitrahana eo imason’Andriamanitra.+