Salamo 37:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ny olo-marina no handova ny tany,+Ka honina eo mandrakizay.+ Jaona 6:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Fa izao no sitrapon’ny Raiko: Tokony hahazo fiainana mandrakizay+ izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino azy, ary izaho hanangana azy amin’ny maty amin’ny andro farany.”+
40 Fa izao no sitrapon’ny Raiko: Tokony hahazo fiainana mandrakizay+ izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino azy, ary izaho hanangana azy amin’ny maty amin’ny andro farany.”+