FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 7/09 p. 4
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
km 7/09 p. 4

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Jolay

“Afaka ny hiadan-tsaina ihany ve isika amin’izao fotoan-tsarotra izao, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Jereo ange ny voalazan’ny Baiboly ato amin’ny Filipianina 4:6, 7 e! [Vakio.] Hazavain’ity lahatsoratra ity hoe ahoana no ahafahantsika mahazo an’ilay fiadanana avy amin’Andriamanitra.” Resaho ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 10.

Mifohaza! Jolay

“Ankasitrahan’ny ankamaroantsika ny zavatra nampianarin’ny ray aman-drenintsika antsika. Tsy manaja ray aman-dreny ve ianao raha manadihady ny fampianaran’ny fivavahana nitaizana anao? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny 1 Jaona 4:1.] Resahin’ity lahatsoratra ity hoe mety sa tsy mety ny miova fivavahana.” Resaho ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 28.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Aogositra

“Misy milaza hoe lalana samihafa ahafahana manatona an’Andriamanitra ny fivavahana rehetra. Aminao ve tsara daholo ny fivavahana rehetra? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Matio 7:13, 14.] Hazavain’ity gazety ity fa misy lafin-javatra telo resahin’ny Baiboly hoe tokony hampiavaka an’izay fivavahana tsara.”

Mifohaza! Aogositra

“Manavakavaka antsika ny olona sasany. Ahoana no fahitan’Andriamanitra an’izany, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Asan’ny Apostoly 10:34, 35.] Atoron’ny Baiboly antsika hoe ahoana no hatao rehefa avakavahana isika, ary ahoana no hanesorana tanteraka azy io ao am-pontsika. Izany no resahin’ity gazety ity.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara