FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Niala teo izy, tatỳ aoriana, ka nifindra nankany amin’ny faritra be tendrombohitra any atsinanan’i Betela.+ Dia nanangana ny tranolainy teo izy, ka i Betela no teo andrefany, ary Ay+ no teo atsinanany. Ary nanorina alitara ho an’i Jehovah+ teo izy, ka niantso ny anaran’i Jehovah.+

  • 1 Mpanjaka 12:28, 29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Rehefa avy nanontany an’ireo mpanolo-tsainy ny mpanjaka, dia nanamboatra zanak’omby+ volamena roa ary niteny tamin’ny vahoaka hoe: “Sahirana be loatra ianareo miakatra any Jerosalema. Koa io ny Andriamanitrao izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, ry Israely ô!”+ 29 Dia napetrany tao Betela+ ny iray, ary tany Dana+ ny iray.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara