Mpitsara 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Rehefa niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ dia nisy olona nasain’i Jehovah namonjy azy ireo.+ Tsy iza izany fa i Otniela+ zanak’i Kenaza zandrin’i Kaleba. 1 Samoela 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia naniraka an’i Jerobala+ sy Bedana sy Jefta+ ary Samoela+ i Jehovah, ka namonjy anareo tamin’ny fahavalo manodidina, mba hahafahanareo hiaina milamina tsara.+ Nehemia 9:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nataonao resin’ny fahavalony ry zareo+ ka nampijalijaliny foana.+ Nitaraina mafy taminao anefa ry zareo rehefa nijaly, ary henonao avy any an-danitra izany. Nandefa olona hamonjy azy tamin’ny fahavalony àry ianao satria tena mamindra fo.+ Salamo 106:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Imbetsaka izy no namonjy azy ireo,+Nefa nikomy sy tsy nankatò izy ireo,+Ka naetry noho ny fahadisoany.+
9 Rehefa niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ dia nisy olona nasain’i Jehovah namonjy azy ireo.+ Tsy iza izany fa i Otniela+ zanak’i Kenaza zandrin’i Kaleba.
11 Dia naniraka an’i Jerobala+ sy Bedana sy Jefta+ ary Samoela+ i Jehovah, ka namonjy anareo tamin’ny fahavalo manodidina, mba hahafahanareo hiaina milamina tsara.+
27 Dia nataonao resin’ny fahavalony ry zareo+ ka nampijalijaliny foana.+ Nitaraina mafy taminao anefa ry zareo rehefa nijaly, ary henonao avy any an-danitra izany. Nandefa olona hamonjy azy tamin’ny fahavalony àry ianao satria tena mamindra fo.+
43 Imbetsaka izy no namonjy azy ireo,+Nefa nikomy sy tsy nankatò izy ireo,+Ka naetry noho ny fahadisoany.+