FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 14:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Ny anaran’ny vadin’i Saoly dia Ahinoama, zanak’i Ahimaza. Ny anaran’ny lehiben’ny tafiny dia Abnera,+ zanak’i Nera, dadatoan’i Saoly.

  • 1 Samoela 17:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Tamin’i Saoly nahita an’i Davida nivoaka hiady tamin’ilay Filistinina, dia hoy izy tamin’i Abnera,+ lehiben’ny tafika: “Zanak’iza iny ankizilahy+ iny, ry Abnera?” Dia hoy i Abnera: “Mianiana aminao aho,* ry mpanjaka, fa tena tsy fantatro!”

  • 2 Samoela 2:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nalain’i Abnera+ zanak’i Nera lehiben’ny tafik’i Saoly anefa i Isboseta+ zanak’i Saoly, dia nentiny niampita nankany Mahanaima.+

  • 2 Samoela 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia tezitra be i Abnera noho ny tenin’i Isboseta, ka hoy izy: “Izaho angaha alika* avy amin’ny Joda? Tiako ny fianakavian’i Saoly rainao sy ny rahalahiny ary ny namany hatramin’izay ka hatramin’izao, sady tsy nivadika tamin’izy ireo aho. Ary tsy navelako ho azon’ny tanan’i Davida ianao. Koa izay fahadisoana momba ny vehivavy iray ve dia hanaovanao ampamoaka ahy androany?

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara