FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 51:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Ry vehivavy mipetraka eo ambonin’ny rano be+

      Sady manankarem-be,+

      Hifarana hatreo ny aminao, ary ho tapitra hatreo* ny fitadiavanao tombony.+

  • Ezekiela 3:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nankany Tela-abiba àry aho, tany amin’ireo olona natao sesitany nipetraka teo amoron’ny reniranon’i Kebara.+ Dia nijanona tany amin’izay nipetrahan’izy ireo aho. Niaraka tamin’izy ireo tany fito andro aho, ary mbola tsy tonga saina tsara.+

  • Daniela 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Tamin’ny andro faha-24 amin’ny volana voalohany, dia mbola teo amoron’ilay renirano lehibe atao hoe Tigra*+ aho.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara