-
1 Mpanjaka 2:23, 24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Dia nianiana tamin’ny anaran’i Jehovah i Solomona Mpanjaka hoe: “Hofaizin’Andriamanitra anie aho,* raha tsy ny ain’i Adonia no manefa noho izy nangataka an’izany! 24 Raha mbola velona koa i Jehovah, izay nametraka ahy eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida raiko sady nanamafy orina ny fanjakako+ ary nanao trano* ho ahy+ araka ny nampanantenainy, dia hovonoina ho faty androany ihany i Adonia.”+
-