-
2 Samoela 18:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Taorian’izay, dia tonga teo ny mpanompo folo mpitondra ny fitaovam-piadian’i Joaba, ary namely an’i Absaloma izy ireo mandra-pahafatiny.+
-
-
2 Samoela 20:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Tonga dia lasa niresaka tamin’ny olona rehetra ilay vehivavy hendry. Dia notapahin’izy ireo ny lohan’i Sheba zanak’i Bikry ary natsipiny teny amin’i Joaba. Notsofin’i Joaba àry ny anjombona, ka samy niparitaka niala tao amin’ilay tanàna ny olona ary nankany an-tranony avy.+ I Joaba kosa niverina nankany Jerosalema, ho any amin’ny mpanjaka.
-