FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 7:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nanao toy izany koa anefa ireo mpisorona mpanao sikidy tao Ejipta, izay nampiasa hery miafina.+ Koa mbola niziriziry tamin’ny heviny ihany i Farao, ka tsy nihaino azy mirahalahy, araka ny efa nolazain’i Jehovah.+

  • Nehemia 9:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Na dia nampirisika azy hiverina hanaraka ny Lalànao aza ianao, dia mbola sahisahy ratsy ihany izy ireo, ka tsy nety nihaino ny didinao.+ Nanota izy ireo satria tsy nanaraka ny fitsipikao, izay mahavelona ny olona mankatò azy.+ Mbola mafy loha ihany izy ireo ka tsy niraharaha anao, fa nanamafy hatoka sady tsy nety nihaino.

  • Ohabolana 29:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Izay efa nanarina imbetsaka nefa mbola mafy loha* ihany,+

      Dia ho torotoro tampoka ka tsy ho sitrana intsony.+

  • Jeremia 16:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary ratsy lavitra noho ny nataon’ny razambenareo ny ataonareo.+ Samy mikiry manaraka ny fo ratsinareo ianareo fa tsy mankatò ahy.+ 13 Koa hatsipiko hiala eto amin’ity tany ity ianareo, ka halefako any amin’ny tany tsy fantatrareo na ny razambenareo.+ Any ianareo no hanompo andriamani-kafa andro aman’alina,+ satria tsy hamindra fo aminareo aho.”’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara