Isaia 43:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izao no tenin’i Jehovah, ilay Mpanavotra anareo,+ Ilay Masin’ny Israely:+ “Handefa tafika ho any Babylona aho, noho ny aminareo, ary hampidiniko daholo ny bara hidin’ny vavahady.+Hasiako koa ny Kaldeanina mandeha sambo, ka hitaraina satria mafy ny manjo azy.+ Isaia 44:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izao no tenin’i Jehovah,Dia i Jehovah Tompon’ny Tafika, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy:+ ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany.+ Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+ Isaia 54:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Ilay Be Voninahitra Mpanao anao+ mantsy no vadinao,*+Ary Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.Ilay Masin’ny Israely no Mpanavotra anao,+ Ary hantsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo izy.+
14 Izao no tenin’i Jehovah, ilay Mpanavotra anareo,+ Ilay Masin’ny Israely:+ “Handefa tafika ho any Babylona aho, noho ny aminareo, ary hampidiniko daholo ny bara hidin’ny vavahady.+Hasiako koa ny Kaldeanina mandeha sambo, ka hitaraina satria mafy ny manjo azy.+
6 Izao no tenin’i Jehovah,Dia i Jehovah Tompon’ny Tafika, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy:+ ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany.+ Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+
5 “Ilay Be Voninahitra Mpanao anao+ mantsy no vadinao,*+Ary Jehovah Tompon’ny tafika no anarany.Ilay Masin’ny Israely no Mpanavotra anao,+ Ary hantsoina hoe Andriamanitry ny tany manontolo izy.+