FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Isaia 11:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hisy lalambe+ avy any Asyria ho an’izay sisa miangana amin’ny vahoakany, dia izay sisa tavela,+

      Hoatran’ilay lalambe ho an’ny Israely, tamin’ilay andro nivoahany avy tany Ejipta.

  • Isaia 49:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hataoko lalana ny tendrombohitro rehetra,

      Ary hampiakariko ambony ny lalambeko rehetra.+

  • Isaia 62:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mivoaha amin’ny vavahady, mivoaha!

      Karakarao izay lalana halehan’ny olona!+

      Manamboara lalambe, manamboara!

      Esory izay vato eny.+

      Manangàna tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena.+

  • Jeremia 31:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Manangàna marika famantaran-dalana ho anao,

      Ary mametraha takelaka manondro lalana.+

      Diniho tsara ny lalambe, dia ilay lalana tokony halehanao.+

      Ary miverena, ry Israely virjiny ô! Miverena any amin’ireo tanànanao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara