FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 19:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Jehovah ô, efa noravan’ireo mpanjakan’i Asyria tokoa ireo firenena sy ny taniny.+ 18 Ary nodorany ny andriamanitr’izy ireny, satria tsy andriamanitra+ fa vato aman-kazo sady asa tanan’olona+ ihany. Izany no nahatonga azy ireo ho afaka namotika an’ireny.

  • 2 Tantara 32:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Aza avela hanambaka na hamitaka anareo hoatr’izao i Hezekia!+ Aza mino azy, fa mbola tsy nisy andriamanitry ny firenena na fanjakana nahavita namonjy ny vahoakany teo am-pelatanako sy teo am-pelatanan’ny razambeko. Koa ny Andriamanitrareo indray ve no hahavita hamonjy anareo eto am-pelatanako?’”+

  • Isaia 37:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mila ady amin’iza ianao,+ ary miteny ratsy an’iza?

      Iza no tabatabainao,+

      Ary mianjonanjona amin’iza ianao?

      Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara