-
Isaia 57:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Teny amin’ny tendrombohitra avo sy manerinerina ianao no nanamboatra ny fandriananao.+
Niakatra teny koa ianao mba hanao sorona.+
8 Nametraka marika fahatsiarovana tao ambadiky ny varavarana sy tolàna ianao.
Nilaozanao aho dia nesorinao ny akanjonao.
Dia niakatra ianao ary nataonao malalaka ny fandriananao.
Nanao fifanekena tamin’ireny koa ianao.
-
-
Jeremia 2:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 ‘Fa efa hatry ny ela no nopotipotehiko ny zioganao,+
Ary notapahiko izay namatotra anao.
Hoy anefa ianao: “Tsy hanompo anao aho.”
-