-
Salamo 126:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
126 Rehefa nampodin’i Jehovah ny mponin’i Ziona lasa babo,+
Dia hoatran’ny nanonofy isika.
-
-
Mika 2:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Hovoriko ianareo rehetra, ry taranak’i Jakoba ô!
Ary tsy maintsy hangoniko ny sisa amin’ny Israely.+
-
-
Mika 4:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Hiolankolana sy hikonainaina
Hoatran’ny vehivavy efa ho teraka ianao, ry zanakavavin’i Ziona.
Fa hivoaka avy ao an-tanàna ianao ary hipetraka any an-tsaha,
-
-
Zefania 3:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Hampodiko ianareo amin’izany fotoana izany,
Amin’ny fotoana hanangonako anareo.
-