FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Eksodosy 12:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa hihinana mofo tsy misy lalivay ianareo amin’ny takarivan’ny andro faha-14 amin’ny volana voalohany, ka hatramin’ny takarivan’ny andro faha-21 amin’io volana io.+

  • Deoteronomia 16:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Tsarovy foana ny volana Abiba* ary ankalazao ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitrao,+ satria tamin’ny volana Abiba i Jehovah Andriamanitrao no nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta, tamin’ny andro alina.+ 2 Any amin’ilay toerana fidin’i Jehovah hametrahana ny anarany+ ianao no tokony hamono ny biby hatao sorona hankalazana ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia biby avy amin’ny ondry aman’osy sy omby.+

  • Matio 26:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tamin’ny andro voalohany hankalazana ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay,+ dia nanatona an’i Jesosy ny mpianatra ka niteny hoe: “Aiza no tianao hikarakaranay ny sakafon’ny Paska?”+

  • Marka 14:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary tonga ny andro voalohany hankalazana ny Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay,+ izay andro fanolorana ny biby atao sorona amin’ny Paska.+ Dia hoy ny mpianany taminy: “Aiza no tianao hikarakaranay ny sakafon’ny Paska?”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara