FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 31:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Raha tsy teo anilako ilay Andriamanitry ny raiko,+ ilay Andriamanitr’i Abrahama sy ilay Atahoran’i Isaka,+ dia ho efa nalefanao nody maina fotsiny aho. Efa hitan’Andriamanitra anefa ny fahoriana mafy nanjo ahy sy ny fisasaran’ny tanako, ka nanariny ianao halina.”+

  • Eksodosy 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy koa izy: “Izaho no Andriamanitry ny razanao, dia Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba.”+ Dia notakonan’i Mosesy ny tarehiny, satria natahotra hijery an’Andriamanitra izy.

  • Lioka 20:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Fa na i Mosesy aza nampahafantatra ny amin’ny fitsanganan’ny maty, tao amin’ny fitantarana momba ilay voaroy,+ rehefa niantso an’i Jehovah hoe ‘Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara