Deoteronomia 32:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra+ aho,Ary mandray an-tanana ny fitsarana,+Dia izaho no hamaly ny nataon’ireo fahavaloko,+Ary hamaly an’ireo mankahala mafy ahy.+ Salamo 94:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 94 Ry Jehovah Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô,+Ry Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô, mamirapirata!+ Isaia 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay tena Tompo, Ilay Maherin’ny Israely:+ “Ampy izay! Hanaisotra ny fahavaloko aho, ka hamaly+ azy araka izay nataony.+ Nahoma 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany,+ ary mamaly ny olona araka izay nataony. Eny, mamaly ny olona araka izay nataony i Jehovah,+ ary vonona hampihatra fahatezerana.+ Mamaly ny fahavalony araka izay nataony i Jehovah,+ ary mitahiry fahatezerana amin’ireny.+
41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra+ aho,Ary mandray an-tanana ny fitsarana,+Dia izaho no hamaly ny nataon’ireo fahavaloko,+Ary hamaly an’ireo mankahala mafy ahy.+
94 Ry Jehovah Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô,+Ry Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô, mamirapirata!+
24 Koa izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay tena Tompo, Ilay Maherin’ny Israely:+ “Ampy izay! Hanaisotra ny fahavaloko aho, ka hamaly+ azy araka izay nataony.+
2 I Jehovah dia Andriamanitra mitaky ny hanompoana azy irery ihany,+ ary mamaly ny olona araka izay nataony. Eny, mamaly ny olona araka izay nataony i Jehovah,+ ary vonona hampihatra fahatezerana.+ Mamaly ny fahavalony araka izay nataony i Jehovah,+ ary mitahiry fahatezerana amin’ireny.+