Salamo 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hiravoravo kosa izay rehetra mialoka aminao,+Ka hihoby mandritra ny fotoana tsy voafetra.+Hosakananao izay manatona hamely azy,Ary hifaly aminao ny olona tia ny anaranao.+ Salamo 40:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka hifaly sy hiravoravo aminao+Izay rehetra mitady anao.+Aoka ireo tia ny famonjenao+Hilaza mandrakariva hoe: “Hankalazaina anie i Jehovah!”+
11 Hiravoravo kosa izay rehetra mialoka aminao,+Ka hihoby mandritra ny fotoana tsy voafetra.+Hosakananao izay manatona hamely azy,Ary hifaly aminao ny olona tia ny anaranao.+
16 Aoka hifaly sy hiravoravo aminao+Izay rehetra mitady anao.+Aoka ireo tia ny famonjenao+Hilaza mandrakariva hoe: “Hankalazaina anie i Jehovah!”+