2 Samoela 22:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hovonjenao ny manetry tena,+Ary manohitra ny mpirehareha ny masonao, mba hampietrenao azy.+ Salamo 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mihevi-tena ho ambony ny ratsy fanahy ka tsy mba manadihady,+Izao ihany no ao an-tsainy: “Tsy misy izany Andriamanitra izany.”+ Salamo 18:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hovonjenao ny ory,+Ary haetrinao kosa ny maso miandranandrana.+ Salamo 101:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ataoko tsy mahateny intsony+Izay olona manendrikendrika mangingina ny namany.+Tsy zakako+Izay olona manana maso miandranandrana sy fo mirehareha.+ Ohabolana 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny maso miandranandrana,+ ny lela fandainga,+ ny tanana mandatsaka ny ran’ny tsy manan-tsiny,+ Ohabolana 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ny teny an’avona ataon’ny adala dia toy ny tsorakazo hoenti-mamely,+ fa ny molotry ny hendry kosa hiaro azy.+ Isaia 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Haetry ny fiandranandran’ny mason’ny olona, ary ho lasa ambany ny olona ambony.+ Fa i Jehovah irery ihany no hasandratra amin’izany andro izany.+ Lioka 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Lazaiko aminareo fa izany lehilahy izany no hita fa marina+ noho ilay anankiray, rehefa nidina tany an-tranony. Fa izay manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.”+ 1 Petera 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+
4 Mihevi-tena ho ambony ny ratsy fanahy ka tsy mba manadihady,+Izao ihany no ao an-tsainy: “Tsy misy izany Andriamanitra izany.”+
5 Ataoko tsy mahateny intsony+Izay olona manendrikendrika mangingina ny namany.+Tsy zakako+Izay olona manana maso miandranandrana sy fo mirehareha.+
3 Ny teny an’avona ataon’ny adala dia toy ny tsorakazo hoenti-mamely,+ fa ny molotry ny hendry kosa hiaro azy.+
11 Haetry ny fiandranandran’ny mason’ny olona, ary ho lasa ambany ny olona ambony.+ Fa i Jehovah irery ihany no hasandratra amin’izany andro izany.+
14 Lazaiko aminareo fa izany lehilahy izany no hita fa marina+ noho ilay anankiray, rehefa nidina tany an-tranony. Fa izay manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.”+
5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+