Ohabolana 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mampisy fifandirana ny fankahalana,+ fa ny fitiavana kosa manarona ny fahadisoana rehetra.+ 1 Timoty 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia olona mieboebo+ izy, ary tsy mahalala na inona na inona,+ fa adalam-panontaniana+ sy adihevitra momba ny teny.+ Ireo zavatra ireo no miteraka fialonana,+ fifamaliana, fanevatevana,+ fiahiahian-dratsy,
4 dia olona mieboebo+ izy, ary tsy mahalala na inona na inona,+ fa adalam-panontaniana+ sy adihevitra momba ny teny.+ Ireo zavatra ireo no miteraka fialonana,+ fifamaliana, fanevatevana,+ fiahiahian-dratsy,