6“Andao hiverina amin’i Jehovah,+ fa izy no namiravira antsika,+ nefa izy ihany koa no hanasitrana antsika.+ Izy no namely antsika, nefa izy ihany koa no hamehy ny ratrantsika.+
11 “‘Amin’izany andro izany, dia hatsangako+ ny trano rantsankazon’i+ Davida izay efa nirodana,+ ary hotampenako izay gorobaka eo amin’izy ireo. Ary haveriko amin’ny laoniny izay sisa tsy rava taminy ka haoriko ho toy ny taloha,+