FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 17:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hoy ravehivavy tamin’i Elia: “Misy zavatra iombonako aminao angaha moa,+ ry lehilahin’Andriamanitra ô? Tonga atỳ amiko ianao mba hampahatsiahy ny fahotako+ sy hamono ny zanako.”

  • Lioka 4:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 “Fa misy zavatra iombonanay aminao angaha moa,+ ry Jesosy avy any Nazareta?+ Tonga mba handringana anay ve ianao? Fantatro+ tsara ange fa ianao Ilay Masin’Andriamanitra e!”+

  • Lioka 4:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Nivoaka koa ny demonia tamin’ny olona maro,+ ka niantso mafy hoe: “Ianao no Zanak’Andriamanitra.”+ Noteneniny mafy anefa ireo ka tsy navelany hiteny,+ satria fantatr’ireo+ fa izy no Kristy.+

  • Lioka 8:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Niantsoantso mafy izy raha vao nahatazana an’i Jesosy, ary nandohalika teo anatrehany, ka niteny mafy hoe: “Misy zavatra iombonako aminao angaha moa,+ ry Jesosy Zanak’ilay Andriamanitra Avo Indrindra? Miangavy anao aho, aza dia ampijalina re aho e!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara